| Entry | 1 tsindry ladina |
| Elementary words | 2 tsindry, 3 ladina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fomba fampaniriana hazo izay folahina atao anaty tany ny tahony nefa tsy sarahina amin-dreniny, ary dia maniry faka ao
[1.1] |
| Explanations in French |
6 marcotage par couchage
[1.13] 7 Action de coucher une tige pour la faire enraciner : marcottage ou provignage. 8 Vient de tsindry : pression, contrainte. [1.196] |
| Vocabulary | 9 Economy: agriculture |
| Updated on 2025/11/17 |
|